Nanonofy aho fa tonga tao an-trano ny nenitoako ka vaky rà teny an-tanany avokoa ny nifiny rehetra, vokatry ny lozam-pifamoivoizana. Inona no dikan'izany? Raha ny fanazavana dia tokan-tena aho.