سا
Tamin'iny alina iny koa dia nanonofy vehivavy nijangajanga niaraka tamin'izatsy sy iroa izahay mivady, ary nanonofy iray ihany koa ny vadiko.Inona no dikan'izany?Andriamanitra anie hamaly soa anareo.