Nanonofy aho fa nisy alika volontany na mainty nandalo teo amiko. Normal izany. Tsy natahotra aho fa tsy matahotra alika. Tampoka teo dia nanafika ahy avy teo aloha ilay izy, ka noraisiko izy ary notoheriko fa iny. Ny rahavaviko rehetra sy ny olon-tiako dia nijery, tsy nahalala izay tokony hatao, mandra-pahatongan'ny lehilahy tsy fantatro hamonjy ahy. Tsy ny alika no tiana holazaina fa nampihorohoro ahy fony aho mbola mpitovo