Nanonofy aho fa nisy saka nanaikitra ahy teo amin'ny tanako havia ka lasa tigra kely tampoka ilay izy.Sahirana aho namela ny tanako ary narary kely.Raha ny fantatra dia tsy manambady aho ary miasa amin'izao fotoana izao.